Notizia dal centro

Categories: ,

Notizia dal centro  2020
 
Dalla responsabile di Tetezana Mada
 

Siamo lieti dopo molto tempo sia per via di chiusura per la restrizione del covid-19, per motivi personali e di salute, solo ora possiamo condividere le seguenti notizie e informazioni:
– Sempre prima della chiusura, abbiamo sempre cercato di pulire e igienizzare la scuola e l’area circostante.
 
– Durante il blocco, il maestro Jeanvio si è recato a casa ciascuno dei bambini per consegnare i compiti, ecc. come prima.
 
– A tutte le famiglie del progetto Sostegno a distanza sono state fornite mascherine extra oltre alle precedenti e sono state incoraggiate e invitate a seguire tutte le misure di prevenzione.
 
Vorremmo cogliere l’occasione per esprimere i nostri sinceri ringraziamenti alla signora Lyvah per la donazione di idro-gel alcolico e al signor Rivo per averci aiutato durante la sessione di disinfetazione.
Continueremo a lanciare il nostro appello alla solidarietà in questi tempi difficili.
 
Grazie di cuore.

 
MG : Faly miarahaba antsika indray taorian’izay fotoana ela ela izay, noho ny antony manokana sy ara-pahasalamana moa dia izao vao afaka mampita amintsika ireto vaovao sy maresaka vitsivitsy ireto :
– Nandritra ny fotoana rehetra nialoha ny fihibohana tanteraka dia niezaka hatrany izahay nanao ny fanadiovana sy famendrahana “eau javellisée” ny trano fianarana sy ny manodidina rehetra
– Tao anatin’ny fotoana fihibohana kosa, dia i ramose Jeanvio no nanatona ny ankizy tsirairay nanatitra enti-mody sns toy ny tany aloha
– Nozaraina aro-tava fanampin’ireo efa nomena teo aloha avokoa ireo ankohonana rehetra tohanan’ny fikambanana amin’ny tetikasa Soutien à Distance ary narahana fanentanana sy fanamafisana ireo fepetra rehetra tsy maintsy arahana sy ajaina izany

Antitranterina ny fisaorana an-dRamatoa Lyvah Ramaherison tamin’ny fanolorana Gel hydro alcoolique ary Atoa RIVO tamin’ny fanomezan-tànana nandritra ny fotoana famendrahana. Mbola manao antso avo hatrany moa izahay ho anareo tsara sitra-po entanim-pitiavana hanampy sy hanolotra izay foinareo satria tena mila izany ny fikambanana ankehitriny araka ny lahatsoratra sy antso efa natao tany aloha. Misaotra indrindra!

 

Comments

Lascia un commento

Il tuo indirizzo email non sarà pubblicato. I campi obbligatori sono contrassegnati *