Conferenza e Testimonianze sui Malgasci in Italia – II^ edizione

Categories: ,

CONFERENZA E TESTIMONIANZE SUI MALGASCIA IN ITALIA – II^ EDIZIONE
4 mars 2016 andiany faharoa amin’ny valan-dresaka mitondra ny lohateny hoe “Malagasy any Madagascar lasa Malagasy eto Italia”. Amin’izao fotoana izao eto Italia dia miverina foana ny resaka vahiny. Maro ny teran-tany manontany sy liana mba hahalala bebe kokoa momba ny Malagasy. Noho izany dia naverina indray ity fampahafantarana fohifohy ny Malagasy eto Italie ity izay nnanasana izay afaka nanatrika izany. Izay natao tao amin’ny Association Mais Onlus (Zona Vittorio Emanuele)
Misaotra o

Comments

Lascia un commento

Il tuo indirizzo email non sarà pubblicato. I campi obbligatori sono contrassegnati *